Asan'ny Apostoly 10:46 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nandre azy niteny tamin'ny fiteny tsy fantatra sy nankalaza an'Andriamanitra izy. Dia namaly Petera ka nanao hoe:

Asan'ny Apostoly 10

Asan'ny Apostoly 10:42-48