Asan'ny Apostoly 10:38 Malagasy Bible (MG1865)

Izay nohosoran'Andriamanitra tamin'ny Fanahy Masina sy ny hery sady nandehandeha nanao soa sy nahasitrana izay rehetra azon'ny herin'ny devoly, satria Andriamanitra nomba Azy.

Asan'ny Apostoly 10

Asan'ny Apostoly 10:30-39