Asan'ny Apostoly 10:33 Malagasy Bible (MG1865)

Koa niaraka tamin'izay dia naniraka tany aminao aho; ary nanao soa ianao no avy. Koa ankehitriny izahay rehetra dia efa eto anatrehan'Andriamanitra hihaino izay rehetra nandidian'ny Tompo anao.

Asan'ny Apostoly 10

Asan'ny Apostoly 10:25-43