Asan'ny Apostoly 10:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izy nahita miharihary tamin'ny fahitana, rehefa tokony ho tamin'ny ora fahasivy antoandro, fa, indro, nisy anjelin'Andriamanitra niditra tao aminy ka nanao taminy hoe: Ry Kornelio.

Asan'ny Apostoly 10

Asan'ny Apostoly 10:1-9