Asan'ny Apostoly 10:28 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izy taminy: Hianareo mahalala fa fady amin'ny Jiosy ny hanan-draharaha na hiantrano amin'ny olona hafa firenena; nefa izaho efa nampahafantarin'Andriamanitra fa tsy misy olona azoko atao hoe fady na tsy madio.

Asan'ny Apostoly 10

Asan'ny Apostoly 10:18-36