Asan'ny Apostoly 10:26 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Petera nampitsangana azy ka nanao hoe: Mitsangàna; fa izaho dia olona ihany.

Asan'ny Apostoly 10

Asan'ny Apostoly 10:21-31