Asan'ny Apostoly 10:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Petera nampiantrano azy handry tao. Ary nony ampitso dia niainga Petera ka nandeha niaraka taminy, ary ny rahalahy sasany avy tany Jopa niaraka taminy koa.

Asan'ny Apostoly 10

Asan'ny Apostoly 10:13-26