Asan'ny Apostoly 10:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary intelo no nanaovana izany; dia nakarina tany an-danitra niaraka tamin'izay ilay zavatra.

Asan'ny Apostoly 10

Asan'ny Apostoly 10:7-19