Asan'ny Apostoly 1:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nilaza izany Jesosy, dia nakarina Izy, raha mbola nijery izy ireo; ary nisy rahona nitondra Azy, ka tsy hitan'ny masony intsony Izy.

Asan'ny Apostoly 1

Asan'ny Apostoly 1:1-18