Asan'ny Apostoly 1:3 Malagasy Bible (MG1865)

sady niseho koa tamin'ny famantarana maro taorian'ny nijaliany fa velona Izy, ka niseho taminy efa-polo andro Izy ary nilaza ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra.

Asan'ny Apostoly 1

Asan'ny Apostoly 1:2-10