Asan'ny Apostoly 1:22 Malagasy Bible (MG1865)

hatramin'ny batisan'i Jaona ka hatramin'ny andro nampiakarana Azy niala tamintsika, dia tokony hisy anankiray ho namantsika mba ho vavolombelon'ny nitsanganany.

Asan'ny Apostoly 1

Asan'ny Apostoly 1:16-24