Asan'ny Apostoly 1:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tafiditra izy, dia niakatra ho any an-trano ambony, izay fitoerany, - dia Petera sy Jaona sy Jakoba sy Andrea, Filipo sy Tomasy, Bartolomeo sy Matio, Jakoba zanak'i Alfeo, sy Simona Zelota ary Jodasy, zanak'i Jakoba.

Asan'ny Apostoly 1

Asan'ny Apostoly 1:5-16