Asan'ny Apostoly 1:11 Malagasy Bible (MG1865)

izay nanao hoe: Ry lehilahy Galiliana, nahoana no mijanona eto mijery ny lanitra ianareo? iny Jesosy Izay nampiakarina niala taminareo ho any an-danitra iny dia mbola ho avy tahaka ny nahitanareo Azy niakatra ho any an-danitra.

Asan'ny Apostoly 1

Asan'ny Apostoly 1:9-13