Amosa 4:1 Malagasy Bible (MG1865)

Mihainoa izao teny izao, ianareo vantotr'ombivavin'i Basana, izay eny an-tendrombohitr'i Samaria, dia ianareo izay mampahory ny mahantra sy manorotoro ny malahelo ary manao amin'ny vadinareo hoe: MitondrĂ  hosotrointsika.

Amosa 4

Amosa 4:1-3