2 Timoty 4:21-22 Malagasy Bible (MG1865)

21. Mazotoa hankatỳ alohan'ny ririnina. Manao veloma anao Eobolo sy Poda sy Lino sy Klaodia mbamin'ny rahalahy rehetra.

22. Ho amin'ny fanahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana.

2 Timoty 4