1. Ary nony afaka ny roa-polo taona naonaovan'i Solomona ny tranon'i Jehovah sy ny lapan'ny tenany,
2. dia namboariny ny tanĂ na izay nomen'i Hirama azy ka namponenany ny Zanak'isiraely.
3. Ary Solomona nankany Hamata-zoba ka naharesy azy.
4. Ary nanorina an'i Tadmora tany an-efitra sy ny tanana fitehirizana rehetra izay nataony tany Hamata izy.