2 Tantara 11:5-9 Malagasy Bible (MG1865)

5. Ary Rehoboama nitoetra tany Jerosalema ka nanamboatra tanàna mimanda tany Joda.

6. Ny namboariny dia izao: Betlehema sy Etama sy Tekoa

7. sy Beti-zora sy Soko sy Adolama

8. sy Gata sy Maresa sy Zifa

9. sy Adoraima sy Lakisy sy Azeka

2 Tantara 11