2 Tantara 11:4-8 Malagasy Bible (MG1865)

4. Izao no lazain'i Jehovah: Aza mandeha hiady amin'ny rahalahinareo, fa samia mody any an-tranony avy ianareo, fa avy amiko izao zavatra izao. Ary nihaino ny tenin'i Jehovah ny olona, ka dia samy lasa nody, fa tsy nandeha hamely an'i Jeroboama.

5. Ary Rehoboama nitoetra tany Jerosalema ka nanamboatra tanĂ na mimanda tany Joda.

6. Ny namboariny dia izao: Betlehema sy Etama sy Tekoa

7. sy Beti-zora sy Soko sy Adolama

8. sy Gata sy Maresa sy Zifa

2 Tantara 11