2 Samoela 23:22-34 Malagasy Bible (MG1865)

22. Izany no nataon'i Benaia, zanak'i Joiada, ary tamin'izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.

23. Izy no nalaza noho ny telo-polo lahy, nefa tsy nahomby azy telo lahy teo izy. Ary Davida nanendry azy ho isan'ny mpanolo-tsaina azy.

24. Asahela, rahalahin'i Joaba, no anankiray amin'ny telo-polo, ary Elanana, zanak'i Dodo, avy any Betlehema,

25. Sama Harodita, Elika Harodita,

26. Heleza Paltita, Ira, zanak'Ikesy Tekoita,

27. Abiezera Anatotita, Mebonay Hosatita,

28. Zalmona Ahohita, Maharay Netofatita,

29. Haleba, zanak'i Bana Netofatita, Itahy, zanak'i Ribay, avy any Gibean'ny taranak'i Benjamina,

30. Benaia Piratonita, Hiday, avy any amin'ny lohasahan-driak'i Gasy,

31. Abi-albona Arbatita, Azmaveta Psaromita,

32. Eliaba Salbonita, tamin'ny zanak'i Jasena, Jonatana,

33. Sama Hararita, Ahiama, zanak'i Sarara Hararita,

34. Elifeleta, zanak'i Ahasbay, zanaky ny Makatita, Eliama, zanak'i Ahitofela Gilonita,

2 Samoela 23