2 Samoela 22:46-50 Malagasy Bible (MG1865)

46. Ny hafa firenena dia mihaketraka ka miala amin-kovitra avy ao amin'ny fiarovany mafy.

47. Velona Jehovah; isaorana anie ny Vatolampiko; Asandratra anie Andriamanitry ny vatolampy famonjena ahy,

48. Dia Andriamanitra, Izay manao famaliana ho ahy ka mampanaiky ny firenena ahy,

49. Dia Ilay mitondra ahy ho afaka amin'ny fahavaloko; eny, manandratra ahy ho ambonin'izay mitsangana hanohitra ahy Hianao ary mamonjy ahy amin'ny olon-dozabe;

50. Koa Izany no hiderako Anao eny amin'ny firenen-tsamy hafa, Jehovah รด, sy hankalazako ny anaranao.

2 Samoela 22