2 Samoela 22:26-29 Malagasy Bible (MG1865)

26. Ny olona tsara no isehoanao fa tsara; Ny tena olo-marina no isehoanao fa marina;

27. Ny madio no isehoanao fa madio; Ary ny mpiolakolaka kosa no isehoanao fa lalin-tsaina.

28. Fa ny olona ory dia vonjenao; Fa ny masonao manandrina ny mpiavonavona, ka aetrinao ireny.

29. Fa Hianao no jiroko, Jehovah รด; Jehovah mampahazava ny fahamaizinako.

2 Samoela 22