2 Samoela 20:24-26 Malagasy Bible (MG1865) ary Adorama no komandin'ny mpanao fanompoana; ary Josafata, zanak'i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana;