2 Mpanjaka 17:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny taona fahasivy nanjakan'i Hosea no nahafahan'ny mpanjakan'i Asyria an'i Samaria, dia nentiny ho babo tany Asyria ny Isiraely ka namponeniny tao Hala sy teo amoron'i Habora (dia ny onin'i Gozana izany) ary teny amin'ny tanĂ nan'ny Mediana.

2 Mpanjaka 17

2 Mpanjaka 17:1-15