2 Mpanjaka 15:37-38 Malagasy Bible (MG1865)

37. Tamin'izany andro Izany no vao nampandehanan'i Jehovah an'i Rezina, mpanjakan'i Syria, sy Peka, zanak'i Remalia, hanafika an'i Joda.

38. Ary Jotama lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-TanĂ nan'i Davida rainy izy; ary Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy.

2 Mpanjaka 15