1 Tantara 7:35-39 Malagasy Bible (MG1865)

35. Ary ny zanakalahin'i Helema rahalahiny dia Zofa sy Jimna sy Selesy ary Amala.

36. Ny zanakalahin'i Zofa dia Soha sy Harnefera sy Soala sy Bery sy Jimra

37. sy Bazera sy Hoda sy Sama sy Silsa sy Jitrana ary Bera.

38. Ary ny zanakalahin'i Jatera dia Jefone sy Pispa ary Ara.

39. Ary ny zanakalahin'i Ola dia Ara sy Haniela ary Rizia.

1 Tantara 7