39. Ary izao no fonenany araka ny vohiny tao amin'ny zara-taniny avy, dia ny an'ny taranak'i Arona, avy amin'ny fokon'ny Kehatita; fa azy ny loka:
40. Nomeny azy Hebrona tao amin'ny tanin'ny Joda sy ny tany manodidina azy.
41. Fa ny saha momba ny tanĂ na sy ny vohiny kosa nomeny an'i Kaleba, zanak'i Jefone.