1 Tantara 11:34-47 Malagasy Bible (MG1865)

34. sy ny zanak'i Hasema Gizonita sy Jonatana, zanak'i Sage Hararita,

35. sy Ahiama, zanak'i Sakara Hararita, sy Elifala, zanak'i Ora,

36. sy Hefera Mekeratita sy Ahia Pelonita

37. sy Hezro Karmelita sy Naray, zanak'i Ezbay,

38. sy Joela, rahalahin'i Natana, sy Mibara, zanak'i Hagry.

39. sy Zaleta Amonita sy Naharay Berotita, mpitondra ny fiadian'i Joaba, zanak'i Zeroia,

40. sy Ira Jitrita sy Gareba Jitrita

41. sy Oria Hetita sy Zabada, zanak'i Ahelay,

42. sy Adina, zanak'i Siza Robenita, mpifehy ny Robenita, ary ny namany telo-polo lahy koa,

43. sy Hanana, zanak'i Maka, sy Josafata Mitnita

44. sy Ozia Astartita ary Sama sy Jeiela, zanak'i Hotama Aroerita,

45. sy Jediaela, zanak'i Simry, sy Joha Tizita rahalahiny

46. sy Eliala Mahavita sy Jeribay sy Josavia, zanak'i Elnama, sy Jitma Moabita

47. sy Eliala sy Obeda ary Jasiela Mezobaita.

1 Tantara 11