1 Tantara 11:34-41 Malagasy Bible (MG1865)

34. sy ny zanak'i Hasema Gizonita sy Jonatana, zanak'i Sage Hararita,

35. sy Ahiama, zanak'i Sakara Hararita, sy Elifala, zanak'i Ora,

36. sy Hefera Mekeratita sy Ahia Pelonita

37. sy Hezro Karmelita sy Naray, zanak'i Ezbay,

38. sy Joela, rahalahin'i Natana, sy Mibara, zanak'i Hagry.

39. sy Zaleta Amonita sy Naharay Berotita, mpitondra ny fiadian'i Joaba, zanak'i Zeroia,

40. sy Ira Jitrita sy Gareba Jitrita

41. sy Oria Hetita sy Zabada, zanak'i Ahelay,

1 Tantara 11