1 Tantara 11:33-39 Malagasy Bible (MG1865)

33. sy Azmaveta Baharomita sy Eliaba Salbonita

34. sy ny zanak'i Hasema Gizonita sy Jonatana, zanak'i Sage Hararita,

35. sy Ahiama, zanak'i Sakara Hararita, sy Elifala, zanak'i Ora,

36. sy Hefera Mekeratita sy Ahia Pelonita

37. sy Hezro Karmelita sy Naray, zanak'i Ezbay,

38. sy Joela, rahalahin'i Natana, sy Mibara, zanak'i Hagry.

39. sy Zaleta Amonita sy Naharay Berotita, mpitondra ny fiadian'i Joaba, zanak'i Zeroia,

1 Tantara 11