1 Tantara 11:32-43 Malagasy Bible (MG1865)

32. sy Horay, any amin'ny lohasahan-driak'i Gasy, sy Abiela Arbatita

33. sy Azmaveta Baharomita sy Eliaba Salbonita

34. sy ny zanak'i Hasema Gizonita sy Jonatana, zanak'i Sage Hararita,

35. sy Ahiama, zanak'i Sakara Hararita, sy Elifala, zanak'i Ora,

36. sy Hefera Mekeratita sy Ahia Pelonita

37. sy Hezro Karmelita sy Naray, zanak'i Ezbay,

38. sy Joela, rahalahin'i Natana, sy Mibara, zanak'i Hagry.

39. sy Zaleta Amonita sy Naharay Berotita, mpitondra ny fiadian'i Joaba, zanak'i Zeroia,

40. sy Ira Jitrita sy Gareba Jitrita

41. sy Oria Hetita sy Zabada, zanak'i Ahelay,

42. sy Adina, zanak'i Siza Robenita, mpifehy ny Robenita, ary ny namany telo-polo lahy koa,

43. sy Hanana, zanak'i Maka, sy Josafata Mitnita

1 Tantara 11