1 Tantara 11:31-38 Malagasy Bible (MG1865)

31. sy Itahy, zanak'i Ribay avy any Gibean'ny taranak'i Benjamina, sy Benaia Piratonita

32. sy Horay, any amin'ny lohasahan-driak'i Gasy, sy Abiela Arbatita

33. sy Azmaveta Baharomita sy Eliaba Salbonita

34. sy ny zanak'i Hasema Gizonita sy Jonatana, zanak'i Sage Hararita,

35. sy Ahiama, zanak'i Sakara Hararita, sy Elifala, zanak'i Ora,

36. sy Hefera Mekeratita sy Ahia Pelonita

37. sy Hezro Karmelita sy Naray, zanak'i Ezbay,

38. sy Joela, rahalahin'i Natana, sy Mibara, zanak'i Hagry.

1 Tantara 11