1 Tantara 11:27-36 Malagasy Bible (MG1865)

27. sy Samota Harorita sy Haleza Pelonita

28. sy Ira, zanak'Ikesy Tekoita, sy Abiezera Anatotita

29. sy Sibekay Hosatita sy Ely Ahohita

30. sy Maharay Netofatita sy Heleda, zanak'i Bana Netofatita,

31. sy Itahy, zanak'i Ribay avy any Gibean'ny taranak'i Benjamina, sy Benaia Piratonita

32. sy Horay, any amin'ny lohasahan-driak'i Gasy, sy Abiela Arbatita

33. sy Azmaveta Baharomita sy Eliaba Salbonita

34. sy ny zanak'i Hasema Gizonita sy Jonatana, zanak'i Sage Hararita,

35. sy Ahiama, zanak'i Sakara Hararita, sy Elifala, zanak'i Ora,

36. sy Hefera Mekeratita sy Ahia Pelonita

1 Tantara 11