1 Tantara 1:52-54 Malagasy Bible (MG1865)

52. Oholibama loham-pireneny, Elaha loham-pireneny, Pinona loham-pireneny,

53. Kenaza loham-pireneny, Temana loham-pireneny, Mibzara loham-pireneny,

54. Magdiela loham-pireneny, Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenen'i Edoma.

1 Tantara 1