1 Samoela 16:2 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy Samoela: Hataoko ahoana no fandeha; fa raha ren'i Saoly izany, moa tsy hovonoiny va aho? Ary hoy Jehovah: MitondrĂ  ombivavy kely ianao, ka lazao hoe: Avy hamono zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah aho.

1 Samoela 16

1 Samoela 16:1-10