1 Mpanjaka 8:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary henoy ny fifonan'ny mpanomponao sy ny Isiraely olonao, raha mivavaka manatrika ity fitoerana ity izy; dia mihainoa any an-danitra fonenanao Hianao; eny, mihainoa ka mamelĂ  heloka.

1 Mpanjaka 8

1 Mpanjaka 8:22-34