1 Mpanjaka 4:14-17 Malagasy Bible (MG1865)

14. Ahinadaba, zanak'Ido, tany Mahanaima;

15. Ahimaza tany Naftaly; izy kosa nanambady an'i Basemata, zanakavavin'i Solomona;

16. Bana, zanak'i Hosay, tany Asera sy Alota;

17. Josafata, zanak'i Paroa, tany Isakara;

1 Mpanjaka 4