1. Ary Beni-hadada, mpanjakan'i Syria, namory ny miaramilany rehetra, koa mpanjaka roa amby telo-polo mbamin'ny soavaly sy ny kalesy no niaraka taminy; dia niakatra izy ka nanao fahirano an'i Samada ary namely azy.
2. Ary nandefa iraka ho any amin'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, tany an-tanĂ na izy