1 Korintiana 4:19-21 Malagasy Bible (MG1865)

19. Fa ho avy any aminareo faingana aho, raha sitrapon'ny Tompo, dia ho fantatro izay herin'ireo mpirehareha ireo, fa tsy ny fiteniny.

20. Fa ny fanjakan'Andriamanitra tsy amin'ny teny, fa amin'ny hery.

21. Inona ary no tianareo? Ho avy aminareo mitondra tsorakazo va aho, sa amin'ny fitiavana sy ny fahalemem-panahy?

1 Korintiana 4