1 Korintiana 16:23-24 Malagasy Bible (MG1865) Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompo; ny fitiavako dia ao aminareo rehetra ao amin'i Kristy